Dikan'ny teny : aroboka
Hampiditra dikany hafa
(roboka) mt. at, (arobohy): Alentika, atsoboka, asoka ao anaty rano: Aroboka ao anaty ratio mangotraka ny lamba ahina ho misy bibikely. ? Ambosina, taomina, tambatambazana hanao zavatra: Naroboky ny sakaizany izy no nahalany ringana ny fananany.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha