Dikan'ny teny : arikatra
Hampiditra dikany hafa
p.mt.: Enti-mllaza toerana mitovy amin'ny ary), fa manondro mafimafy kokoa ary somary fitenin'ny ankizy indrindra: Aiza no misy ny tranonareo, ry Bozyt — Arikatra amoron-drano arikatra. / Nankaiza no nandositra ilay ombyf —Arika ira.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha