Dikan'ny teny : arebireby
Hampiditra dikany hafa
(rebireby) mt, at. (arebirebeo): Avezika atsy avezika aroa: Narebirebin-d-Rakoto ny zanany. ~ Adalaina, fitahina: Tsy azonao arebireby aho.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha