Dikan'ny teny : arebaka
Hampiditra dikany hafa
1.
(rebaka) mt. fit.: Enti-milaza ny akanjo entina mirebaka, na mihaingo.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
2.
(rebaka) mt, fit.: Enti-milaza izay mahatonga ho rebaka, ho reraka.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha