Dikan'ny teny : araparapa
Hampiditra dikany hafa
(raparapa) mt. at. (araparapao): Asaina mamindra na mandeha tsy mahita izay hodiavina fa mitsapatsapa: Naraparapan'ny haizina aho ka voapoka ny lohako, voadona ny soroko. 1 A-sains mizotra fotsiny amimpahamaikana tsy mihevitra izay hQ vokatr'izany: Araparapan'ny fahoriana Ramatoa ir? ka tsy mahalala izay hahafaty azy akory.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha