Dikan'ny teny : arantiranty
Hampiditra dikany hafa
(rantirantY) mt. at. (arantirantio): Aseho ho hita tsara, miharihary. 1 A-tao amin'ny toerana avo ho hita tsara tsy misy miafina.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha