Dikan'ny teny : arahabaina
Hampiditra dikany hafa
(arahaba) mt. ih. arahabao): Tolorana arahaba: Arahabao ny olon-dehibe fantatrareo, rankizy. ~ Deraina: Noarahabain'ny namany izy tamin'ny izy nahazo voalohany. ~ Omena fixarian-tsoa: Raha vao nivoaka ny eglizy, dia noarahabain' ny havany ireo mpivady vao.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha