Dikan'ny teny : arado
Hampiditra dikany hafa
(rado) mt. fit. (aradoy): Enti-milaza ny rado entina mampihaingo, ampanaovina ny olona: Ilay vakana lafo vidy no naradon-dreniny azy.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha