Dikan'ny teny : apelipelika
Hampiditra dikany hafa
(pelipeiika) mt. at. (apelipeleho): Ahetsiketsika, akivilivily: Apelipeliky ny olika ny rambony. ~ Atao izay hahapilapilaka, hahajejojejo azy: Apelipeliky ny hatsaran-tarehiny io zazavavy io.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha