Dikan'ny teny : apôka
Hampiditra dikany hafa
1.
ft.: Milaza fianjerana mitsotra sy miampatra. - t.i.f.: tafapoka ) miapoka, fiapoka, mpiapoka j iapohana,fiapohana,
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
2.
Apoka (poka) mt. at. (apohy): Adana, alaina dia akatroka amin'ny.., akapoka anrin' ny...: Apohy arnin'ny Iseo ny lohanao raha tsy faly ianao.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha