Dikan'ny teny : aotra

Hampiditra dikany hafa
1. (otra) mt. fit. (aory): Entina manotra: Tsy manantanana aotra anao aho fa marary ny tanako. Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
2. (angl. nought na ought) a.: Zero, tarehimarika 0, milaza "tsy misy" nefa raha apetraka eo ankavanan'ny tarehimarika iray hafa, dia mampitombo avo folo heny an'io tarehimarika io: 5; 50 = 5x10. Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0067