Dikan'ny teny : antsoro
Hampiditra dikany hafa
1.
a.: Ahitra lava ravina misy rirany mandidy ary ma-lama ka mety handavo raha voahitsaka, indrindra raha mando; izany no nahatonga ilay fitenenana hoe: Boka potraka amin'ny antsoro: raha misy fiuoy dia lakana.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
2.
(Tsm) a.: Angady kely lava zarana fitondra mandeha.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha