Dikan'ny teny : antsojay
Hampiditra dikany hafa
p, mt.: Fanararaotana ny fahadisoana kely mba hamelezana: Manao antsojay: manararaotra fahadisoana na tsy fitandremana kely na tsy fahatongavana ara-potoana tsara mba hamelezana ny sasany. ΒΆ M.h.: manao kendry tohina.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha