Dikan'ny teny : antsangory
Hampiditra dikany hafa
a.: Enti-milaza fitondrana olona eo an-tsoro-I ka ka ny fen'ilay entina mikiraviravy ny iray an-kavia, ny iray an-kavanan'ny lohan' ilay mitondra.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha