Dikan'ny teny : anterina

Hampiditra dikany hafa
(antitra), mt. ih. (antero): Atao tonga antitra, hamafisina: Nanteriny er? ny fiteniny (Ny fampiasa matetika anefa dia ny teny verindroa antitranterina). Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.023