Dikan'ny teny : antambo
Hampiditra dikany hafa
a.: Loza lehibe mahavoa antokon'olona maro: Trano folo no indray nirehitra! Tsy misy antambo ohatra izany! ? Zava-doza, zavatra hafahafa na zavatra mety hitondra fahavoazana: Inona indray it? antambo lazainao? a F.-p.: antambon'olona: olona tsy vanona; / loza amin' antambo: loza lehibe dia lehibe, fahoriana mihoa-pampana.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha