Dikan'ny teny : antaimanambondro

Hampiditra dikany hafa
a.: Foko kely dia kely, atao koa hoe Antaivondro, manodidina ny ony Manambondro, anelanelan'Iavibolo sy Masihanaka, voalaza ho iray razana amin' ny Antambahoaka. Tanna foibeny: AmparihY. Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0517