Dikan'ny teny : anona
Hampiditra dikany hafa
1.
a.: Teny enti-manambara zavatra tsy lazaina anarana (na tsy tiana holazaina na hadino): Nankaiza ny anoko teto? - t.i.f.: mananona, mananonanona.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
2.
(Btl) a.: Omby antitra.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha