Dikan'ny teny : anoloana
Hampiditra dikany hafa
ppk. ary p. mt,: Enti-milaza toerana eo alohan'ny tena: Mijoro eo analoan'ny mpampianatra ny mpianatra (ppk.). Mipetraha eo anoloana ianao (p.mt.)
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha