Dikan'ny teny : ankohonana
Hampiditra dikany hafa
a.: Fitambaran' ny olona rehetra izay iadidiana ao anatin'ny tokantrano: vady aman-janaka, ray amandreny antitra, mpiasa, hava-na na zana-kavana mipetraka ao amin'ny tena.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha