Dikan'ny teny : anjaka
Hampiditra dikany hafa
a.: Fonjan-javatra lava-lava: Anja-bamhina. 1 Anarana enti-milaza hoditra lavalava atao fehin-kibo na lamboridy na solon-kofehy manodidina ny mima makadiry: Anja-koditra.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha