Dikan'ny teny : angoango
Hampiditra dikany hafa
a., ft.: Enti-milaza hevitra miavoavo, fitoeranjavatra feno mitafotafo, na zavatra miavovona be. ? h. o.: Aingitraingitra sy haitraitra. - t.i.f.: miangoango, fiangoango, mpiangoango / iangoangoana, fiangoangoana.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha