Dikan'ny teny : angilo

Hampiditra dikany hafa
1. (ngilo), mt. fit. (angiloy): Entina mahangilo, ampiasaina mba hahamainty. Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
2. a.: Anaran'ny voatabiha ankapobeny. Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0217