Dikan'ny teny : angaredona
Hampiditra dikany hafa
1.
a.: Ady am-parimbona ka maromaro no mamely olona anankiray.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
2.
a,: Vary andrahoina be rano.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha