Dikan'ny teny : angalarina
Hampiditra dikany hafa
(halatra), mt, ih. (angalaro): Enti-milaza zavatr'olona alaina tsy andrariny: Nangalarin'i Koto ny kanetinay.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha