Dikan'ny teny : andrindrinan-trano

Hampiditra dikany hafa
a.: Anarana entina milaza olona ahiahina ho mpangalatra ka mandrindrin-trano daholo ny plona rehefa mandalo izy. Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0078