Dikan'ny teny : andriandahy

Hampiditra dikany hafa
a.: Teny fanajana fanao ao alohan'ny anaran'andriana lehilahy na iantsoana na ilazana azy raha miresaka aminy: Ny andriandahy koa be uazivazy, 1 Anaran-karatra filalaovana misy sarina mpanjakalahy. Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0068