Dikan'ny teny : andrandra

Hampiditra dikany hafa
ft.: Fijerena ambony mampitraka ny loha mba hitazanana ny avo, fikasana sy faniriana hanatratra na ho tonga eo amin'ny toerana iray ambony tadiavina. - t.i.f.: andrandraina, voandrandra / manandrandra, f anandrandra, mpanandrandra / anandrandrana, fanandrandrana / miandrandra, fiandrandra, mpiandrandra ( iandrandrana, fiandrandrana / mahandrandra. Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0721