Dikan'ny teny : andafy

Hampiditra dikany hafa
ppk, sady p,mt,: Enti-milaza toerana ampitan'ny rano na hady, izany hoe mifanandrify amin'ny misy ny tena fa elanelanin'ny rano na ny hady: Er? andafin'ny rano er? no misy anay (ppk.). Er? andafy atsimo no misy ny tsena (p,mt.). Mitovy firafitra amin9t? farany it? koa ny hoe any andafy izay ilazana ny tany any ampitan' ny ranomasina: Handeha hianatra any andafy izy raha avy taona. Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0139