Dikan'ny teny : anaty
Hampiditra dikany hafa
p,mt. na ppk.: Entimilaza toerana mifanohitra amin'ny hoe iuelany, tsy mivoaka: Hendry anaty toa samoina (p.mt). Ao anatin'ny tratra no misy ny fo (ppk,).
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha