Dikan'ny teny : anatsinomina
Hampiditra dikany hafa
(atsimo), mt, at. (anatsinomy): Alefa na atodi-doha mianatsimo: Rehefa tonga teo amin'ilay tsangambato izahay, dia nanatsinominay ny dianay.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha