Dikan'ny teny : ampoizina
Hampiditra dikany hafa
(fo) mt. ih. (ampoizo): Andrasana, antenaina: Tsy nampoizinay ho tonga androany ianao. ? Kasaina: Moa ve efa nampoizinao izao halatra nataonao izao? 1 Eritreretina, ahina, atao ho zavatra ka eritreretindava: Ampoizo ny fianaranareo, rankizy.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha