Dikan'ny teny : ampitahaina
Hampiditra dikany hafa
(taha), mt. ih. (ampitahao): Ampitovina ka jerena izay tsara kokoa amin' ny zavatra roa na maro: Vasoka ny akanjoko raha ampitahaina amin'ny anao.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha