Dikan'ny teny : ampifilafilaina
Hampiditra dikany hafa
(filafila), mt. at. (ampifilafilao): Ampitambazanina: Nampifilafilainy e-r? iiay zanak'olona fa , anio, ilazany fa hangatahiny amin' ny iray uolana; rehefa afaka iray volana indray, ilazany fa mbola hieritreritra izy.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha