Dikan'ny teny : amparitra
Hampiditra dikany hafa
a.: Raharaha na asa voafaritra mialoha: Amparitra no hanaovantsika it? raharahan'olona it? ry zalahy a. • Tsipika boribory ialan' ny tandrimo avy mandihy. ~ Vola farantsa taloha nisy sarin-drofia.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha