Dikan'ny teny : ampango

Hampiditra dikany hafa
a.: Takela-bary mai-na maimay sady manitra miraikitra amin'ny vody vilany nahandroana azy. - F.-p,: Ranon'ampango: rano nampangotrahina miaraka amin'ny ampango ka manjary mivolom-bolamena antitra ary fisotro manana tsiro sy hanitra manokana (atao koa hoe ranovola). * Ohab.: Mikoan'ny nahiny ohatra ny ampango tra-maraina: miala ho azy amin'ny nahim-pony fa tsy ilaina esorina akory rehefa tonga ny fotoanany. Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0177