Dikan'ny teny : amboamboa
Hampiditra dikany hafa
p. t,: Enti-milaza ankizy kely dongadonga, botrabotra, ka tsy mahalala izany hoe tsy mitafy akory. ΒΆ M. h.: Alikalika.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha