Dikan'ny teny : ambirondolo

Hampiditra dikany hafa
a.: Anaran-javamaniry ampiasain'ny olona ho fampivalanana ny raviny (Cassia occidentalis). ΒΆ M.h.: bemaimbo, tsorokonangatra. Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0073