Dikan'ny teny : ambasadaoro
Hampiditra dikany hafa
a.: Solontenampirenena mipetraka any amin'ny firenen-kafa ka manao izay hahatsara ny fifandraisan'ny roa tonta ara-pihavanana, ara-politika ary aratoe-karena. ~ Iraky ny firenena iray hafa handrindra fihavanana. ΒΆ M.h.: Masoivoho, andrianjahonoany.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha