Dikan'ny teny : ambaniandro
Hampiditra dikany hafa
na Ambanimasoandro a.: Teny nilazana ny vahoakan'ny mpanjaka teto Imerina fahizay, afa-tsY ny andriana sy ny andevo. ΒΆ M.h.: Hova, bemihisatra, folovohitra.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha