Dikan'ny teny : ambakaina

Hampiditra dikany hafa
(ambaka), mt. ih. (ambakao): Fitahina amin' ny varotra, na eo amin'ny lanjany, na eo amin'ny fatrany, ans: Nambakain'ny mpivarotra ianao, anaka, raha io no hena-na dimampolo. ~ Fitahina noho ny fahatsorana be loatra na ny tsy fahalalana: Ny adala no tsy ambakaina: Andriamanitra no atahorana (ohab.). Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0068