Dikan'ny teny : alozina

Hampiditra dikany hafa
(alo), mt. ih. (alozy): Entin-teny: Tsy alozin-teny amin'ny lehibe aho fa afaka miresaka mivantana. ? Loarana: Raha nalozina auy tao am-bilany ny laoka ka natao tao anaty louia, tsy tratra ny saka nandrombaka ny henan' Moto. ~ Atsoboka: Tsy natondraka ny ro, tompoko, fa alozy ao anaty tsatokaty misy ny ro akaikinareo m'y ny varinareo raha tianareo. Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0065