Dikan'ny teny : alofana
Hampiditra dikany hafa
(aloka), mt. ih. (alofy): Omena fiarovana amin' ny hainandro: Alofana ny zanakazo mba tsy ho fatin' ny herin'ny andro,
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha