Dikan'ny teny : aloatra

Hampiditra dikany hafa
(loatra), mt. at. (aloary): Avoaka avy anaty zavatra: Vary fotsy mifatsifatsy no naloatran'i neny avy ao anaty vilany. Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0065