Dikan'ny teny : alinina
Hampiditra dikany hafa
(alina), mt. ih. (alino): Tazonina hatramin'ny fahatongavan'ny alma: Loza Ra-koto iny raha hiresaka: nalininy tany aminy aho ka raha tsy efa tapi-mandry ny olona tsy nalefany.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha