Dikan'ny teny : alentika

Hampiditra dikany hafa
(lentika), mt, at. (alenteho): Asitrika ao anaty rano: Alenteho ao anaty rano ireo hoditra ireo. 1 Ampidirina (ao andoha) ho raikitra tsara: Alenteho ao an-dohanao izany. Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0064