Dikan'ny teny : alefa

Hampiditra dikany hafa
(lefa), mt. at. (alefaso): Asaina, avala mandeha: Nalefany tany Amerika ny zonany. ~ Atoraka, atsipy: Nalefako ilay vato ka voa ilay voronkely. / Alefaso ny baolina. • Afahana, votsorana: A-lefaso ilay voronkely azonao omaly fa mampalahelo. / Nalefon'ny fanjakana ireo gadra politika. Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0075