Dikan'ny teny : alaza
Hampiditra dikany hafa
(laza), mt. at. ( alazao): Enti-milaza ny zavatra lazaina: Mono avy no nalazany? ? Torina, ampangaina: Nalazany tamin'ny rainy ilay zazalahy nihetraketraka azy.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha