Dikan'ny teny : alanalana

Hampiditra dikany hafa
na Halangalana a,: Tsy fombana ny atsy na ny aroa, tsy fifandraisana na amin'ny an-kilany na amin' ny andaniny. ~ Fiolonolonana, tsy firaisana amin'ny ma-ro fa fihatakatahana mitokantokana irery. i alanalanina, voalanalana / manalanalana, fanalanalana, mpanalanalana / analanalanana, fanalanalanana / mialanalana, fialanalana, mpialanalana / ialanalanana, fialanalanana. Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0066