Dikan'ny teny : alalina

Hampiditra dikany hafa
(lalina), mt. fit. (alalino): Enti-mampitombo, manalehibe: Hoby sy horakoraka no nalalin'ny vahoaka ny fandresen'ny miaramila. Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0069